|
|
|
|

Teny iditra1 safeli-teny
Singan-teny  2safelika, 3teny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5allusion. [1.3, 1.5]
6circonlocution. [1.3]
Ohatra  7 tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
8 Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298]
Voambolana  9 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12