|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saboha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana lefona fohifohy sy tsotsotra, vita vangovango.
[1.1] [sabôha] 4lefona. [Bezanozano] [1.78] |
| Tovy hevitra | 5sabôa |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 hasabo, 8 Hasoba, 9 saboha, 10 sahabo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|