|
|
|
|
Teny iditra
1
sabodehina
Fototeny
2
sabodika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Saritahina, korontanina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
sabodehina
, sabodehiko, sabodehinao, sabodehiny, sabodehintsika, sabodehinay, sabodehinareo, sabodehin', sabodehin-, sabodehim-, sabodehi-
6
Ny lasa :
nosabodehina, nosabodehiko, nosabodehinao, nosabodehiny, nosabodehintsika, nosabodehinay, nosabodehinareo, nosabodehin', nosabodehin-, nosabodehim-, nosabodehi-
7
Ny hoavy :
hosabodehina, hosabodehiko, hosabodehinao, hosabodehiny, hosabodehintsika, hosabodehinay, hosabodehinareo, hosabodehin', hosabodehin-, hosabodehim-, hosabodehi-
8
Filaza mandidy :
sabodeho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12