|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 S s
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
4Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. 5Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache..
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 9Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 S
![]() |
| Sokajin-teny | 11 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Solifara.
13Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14Sulfur..
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15Soufre..
[3.1] |
| Voambolana | 16 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|