|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rozatina |
| Fototeny | 2rozatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an' itsy vehivavy itsy fa rozatin-janany foana ny nonony.
5Averimberina lazaina tsisy farany mba hamelezana olona. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|