|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 rose
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3antsiantsy (androngo). [Tanosy] [1.78]
Voambolana  4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (2/7)5 rose    
Fototeny  6rise
Sokajin-teny  7 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao rise
Fanazavàna teny anglisy  8jereo rise. [1.17]

Teny iditra (3/7)9 rose    
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11vonindraozy. [1.9]
Fanazavàna teny anglisy  12voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely. [1.17]

Teny iditra (4/7)13 rose    
Sokajin-teny  14 anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  15vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy). [1.9]
16vonin-draozy.
17hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy). [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  18raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard). [1.66]

Teny iditra (5/7)19 rose    
Sokajin-teny  20 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  21fahamenamenana, fivolon-draozy. [1.9]
22volon' ny mavokely. [1.4]

Teny iditra (6/7)23 rose    
Sokajin-teny  24 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25mavokely. [1.4]
26menamena, mavokely. [1.9]
Fanazavàna teny frantsay  27mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana).
28mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano). [1.66]

Teny iditra (7/7)29 rosé    
Sokajin-teny  30 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  31menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena). [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  32miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely). [1.66]

Fivaditsoratra  33 rose, 34 sore

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12