|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roritina |
| Fototeny | 2roritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko.
5Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby. 6Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra. 7Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant.
[1.8] |
| Ohatra |
10 matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|