|
|
|
|

Teny iditra1 rontsonana
Fototeny  2rontsona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kapohina (amin' ny karavasy, tahamaina).
5Tendrena, kitihina (valiha): Rontsony ny valiha, kaloy ny hira. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12