|
|
|
|
Teny iditra
1
rongirongy
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Kiry, di-doha, tohika, fanaovana am-botraika na an-ditra.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mirongirongy
,
5
mirongirongia
Matoantenin' ny iharana :
6
tafarongi
ron
gy
Matoantenin' ny fameno :
7
irongiron
gi
ana
Anarana :
8
firongirongiana
,
9
firongirongy
,
10
mpirongirongy
Mpamaritra :
11
maharongirongy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19