|
|
|
|

Teny iditra1 ron-doha
Singan-teny  2loha
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao. [1.1]
Ohatra  5 Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha. [2.445#]
6 Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11