|
|
|
|

Teny iditra1 rohontany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany.
4(Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12