|
|
|
|

Teny iditra1 roboroboina
Fototeny  2roborobo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Falifalina, amporisihina na entanina hifaly.
5Roboroboin' ny mpanana ka ny mahantra avy no manao be fahandro: aoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin' ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02