|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 robe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3rova. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 robe    
Sokajin-teny  5 anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  6zipo, akanjo rebareba.
7volom-biby.
8hodi-boan-javatra. [1.9]
Fanazavàna teny frantsay  9akanjom-behivavy tsoa-tokana.
10akanjoben' ny mpitsara sy ny mpisolo vava.
11asa aman'draharahan' ny mpitsara.
12fono, hoditra: robe d'un oignon (hodi-tongolo).
13lokon'ny volon-tsoavaly: un cheval de robe pie (soavaly mivolo mainty sy fotsy na fotsy sy menapiny).ravim-paraky fonon-tsigarabe. [1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12