|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 robaina |
| Fototeny | 2roba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna.
5Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano. 6Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be taken by violence; to be robbed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on saisit par la force, qu'on pille.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 Abirona, 14 baorina, 15 boriana, 16 irobana, 17 robaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|