|
|
|
|

Teny iditra1 roa volo
Singan-teny  2roa, 3volo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony.
6Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo". [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12