|
|
|
|

Teny iditra1 roa sosona
Singan-teny  2roa, 3sosona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5roa mikambana, na mitambatra. [1.1]
Ohatra  6 roa sosona ny soa mety ho azonareo. [2.332]
7 Adidy roa sosona no handehanako, na dia izaho irery aza! [2.270]

Fivaditsoratra  8 roa sosona, 9 sosoarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12