|
|
|
|

Teny iditra1 roahina
Fototeny  2roaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby.
5Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io.
6Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra.
7Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be driven away, to be expelled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, 22 haorina, 23 hariaño, 24 haroina, 25 hoarina, 26 iharano, 27 oharina, 28 rihaona, 29 roahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02