|
|
|
|

Teny iditra1 rizareo
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-manondro olona maro. [1.1]
Ohatra  4 Resy rizareo any Imady! [2.270]
5 Tsy tonga mihitsy rizareo. [2.332]
6 Tonga nanao sovoka alina an' Ambohimanga rizareo; [2.113]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12