|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 riona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny fifiokan' ny zavatra mandalo na nivily tsy lavitra loatra; fijery misompirana dia midify.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4deviation, comme d'une balle, d'une pierre, de l'oeil.
5Comme viona. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11viona |
| Teny iditra (2/2) | 12 riona |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14(du sens général de ce mot : action de dévier une arme de jet ou un projectile).
15Nom d'un arbre à bois dur, noueux, brun foncé. 16On en faisait des ody basy, talismans pour dévier les rames de jet et même les balles des fusils. 17Le fruit est comestible.. [Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 19 anory, 20 arony, 21 irona, 22 orina, 23 ranoy, 24 riano, 25 riona, 26 roiña, roina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|