|
|
|
|

Teny iditra1 ringindringitra
Fototeny  2ringitra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra.
5(volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity. [1.1]
Tovy hevitra  6ringitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12