|
|
|
|
Teny iditra
1
rindrinana
Fototeny
2
rin
drina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Enti-milaza loaka na vava lavaka tampenana, tsentsenana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
rindrinana
, rindrinako, rindrinanao, rindrinany, rindrinantsika, rindrinanay, rindrinanareo, rindrinan', rindrinan-, rindrinam-,
rindrina-
6
Ny lasa :
norindrinana, norindrinako, norindrinanao, norindrinany, norindrinantsika, norindrinanay, norindrinanareo, norindrinan', norindrinan-, norindrinam-, norindrina-
7
Ny hoavy :
horindrinana, horindrinako, horindrinanao, horindrinany, horindrinantsika, horindrinanay, horindrinanareo, horindrinan', horindrinan-, horindrinam-, horindrina-
8
Filaza mandidy :
rindrino
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12