|
|
|
|

Teny iditra1 rikarikan-taolana
Singan-teny  2rikarika, 3taolana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6amas d'ossements, squelette. [1.3]
Voambolana  7 Haiaina
Tovy hevitra  8karana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12