|
|
|
|

Teny iditra1 rikaina
Fototeny  2rika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana rikany: Rikao ity rambaramba ity hitondrana vato. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ikirana, 10 kiraina, 11 rikaina, 12 rikiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12