|
|
|
|

Teny iditra1 rigby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy.
4Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony. [1.1]
Voambolana  5 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12