|
|
|
|
Teny iditra
1
ridralava
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
miverimberina tsy misy fiovany, fa toy ny teo ihany:
Mahasosotra izany hira ridralava izany fa ajanony
.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12