|
|
|
|

Teny iditra1 riatina
Fototeny  2riatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra.
5Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa nanevateva an' Andriamanitra, hono, izy". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on met en fuite, en déroute.
7qu'on a déchiré avec bruit. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 itarina, 13 riatina, 14 tairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12