|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 riambe
Singan-teny  2riana, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5rano mianjera avy amin'ny toerana avo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6chute. [1.13]
Voambolana  7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)8 Riambe
Singan-teny  9riana, 10be
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  12 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  13 ambery, 14 Meriba, 15 mibera, 16 rembay, 17 riambe, Riambe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05