|
|
|
|

Teny iditra1 retsiana
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsiana, fa raofim-potsiny ny trondro eto. [1.1]
Ohatra  4 Hony rankizy retsiana ao ihany ve Andrianavaradrano? [2.131]
5 Eny iky, retsiana fa jereo' matetika ka aza herehina; [2.69]
Tovy hevitra  6retsy
Tsanganana sy sary iray takila  7 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  8 anistera, 9 arañitse, 10 itserana, 11 ratsiena, 12 reanitsa, 13 retsiana, 14 setraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12