|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resahina |
| Fototeny | 2resaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4atao resaka.
5tenenina, lazaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be talked about.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ce dont on cause ; celui à qui l’on parle.
[1.3] 8dont on parle. [1.8] |
| Ohatra |
9 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto?
[1.1]
10 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 11 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3] 12 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|