|
|
|
|

Teny iditra1 rera-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe reraka
Ohatra  3 Tsy eo rahavako ny setroka, inona ary no hatao, Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao! [2.928#]
4 rera-dahasa ny olona andavanandro, ka ny asabotsy hariva izy matetika no namela-pandrika, dia ny alahady maraina no nisafo. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10