|
|
|
|

Teny iditra1  renilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] rahalahin-dray [1.78]
4 [Antesaka] dadatoa, anadahin-dreny [1.78]
5 [Bara] dadatoa [1.78]
6 [Tanosy] anabavin-dray, rahavavin-dreny [1.78]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  8 haliñery, renilahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04