|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rembana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana).
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
4 Bikan' ny tandrok' omby |
| Fivaditsoratra | 5 ranemba, 6 rembana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|