|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 relijiozy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra...
4ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. 5kat). [1.1] |
| Voambolana | 6 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|