|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rejisitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Boky fitanana anarana.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany.
[2.472]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|