|
|
|
|

Teny iditra1 refarefaina
Fototeny  2refarefa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny raharaha atao mitarozaka, ka manjary halavaina ny fotoana hamitana azy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 irefarefana, 10 refarefaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12