|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ranao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3zaobavy. [1.476]
Fanazavàna teny anglisy  4a word for zaobavy. [Provincial] [1.2]
Voambolana  5 Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/2)6 ranao
Sokajin-teny  7 anarana ra sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  8your blood. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9ton sang, votre sang. [3.1]
Ohatra  10 Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao! [2.285#]

Fivaditsoratra  11 anaro, 12 arano, 13 Arona, aroña, arona, 14 orana, 15 ranao, 16 raona, 17 roaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05