|
|
|
|

Teny iditra1 Ravalison Edmond
Singan-teny  2Ravalison
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  4 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
5 Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126]
Voambolana  6 Tantara: olona 7 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8 Andriamatoa Ratsilefilaza
9 Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07