|
|
|
|

Teny iditra1 rasain-koho
Singan-teny  2rasaina, 3hoho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza hena matavy izaitsizy ka ny hoho ihany dia ampy handrasana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6partagé avec les ongles; très gras, facile à découper. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12