|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rarana |
| Fototeny | 2rara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato.
5Rarana tsy handeha eto ny mpianatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be prohibited, to be forbidden.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on interdit, défendu.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12tsy laitra rarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|