|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raotina |
| Fototeny | 2raotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho.
5Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto. 6Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany. 7Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8see Raotra.
[1.2] 9to be carded; to be raked. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on carde; qu'on ratisse.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15tsy misy horaotina |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 anitaro, 18 anoraty, 19 aonitra, 20 iantrao, 21 iatrano, 22 natiora, 23 oritana, 24 raotina, 25 roatina, 26 taraino |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|