|
|
|
|

Teny iditra1 raofina
Fototeny  2raoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo.
5Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano.
6Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany.
7Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8see Raoka. [1.2]
9to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque. [1.8]
Ohatra  11 Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [2.471]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16rano raraka tsy azo raofina
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 anafory, 19 faranio, 20 Faraony, 21 fiorana, 22 iforana, 23 raofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02