|
|
|
|

Teny iditra1 rantovina
Fototeny  2ranto
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina, karohina any an-tany lavitra: Fahaizana norantoviny tany ampitan-dranomasina izany ka tsy ariariany foana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be traded in, to be made an article of traffic; to be fetched from a distance.. [1.2]
6to be fetched from a distance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on fait venir ou acheter de loin. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12rantoina

Fivaditsoratra  13 rantovina, 14 ravinanto

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12