|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranovoahasina |
| Singan-teny | 2rano, 3voahasina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|