|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranonando |
| Singan-teny | 2rano, 3ando |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra.
[1.1] [ranon' ando] 6rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7la rosée.
[1.3, 1.13] |
| Ohatra |
8 Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
9 Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 anandrono, 12 anondrano, 13 ranonando |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|