|
|
|
|

Teny iditra1 ranombavaka
Singan-teny  2rano, 3vavaka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5(taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra.
6(ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ranom-bavaka] 7A blessing given to those who are going on a journey.. [1.2]
Voambolana  8 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12