|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranombary |
| Singan-teny | 2rano, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Rano miaraka amin' ny vary nandrahoina: Efa misotro ranombary ity zazakely ity.
6Rano nandrahoam-bary andomana ny kofehy hanenomana mba hampahahenjana azy: Malemy an-dranombary loatra ity kofehy ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ranom-bary]
7Paste or size made from rice-water and used for preparing cotton for weaving.
8the water in which rice is cooked.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9(de rano : eau ; et vary : riz).
10Eau de riz qu'on faisait boire après avoir administré le tangena, afin de faire vomir le patient qui devait rendre les trois morceaux de peau de poulet avalés avec le poison. 11Voir Firaketana Malagasy n° 261 (1966) p. 12272. 13Sens moderne : empois préparé avec la farine de riz. 14On s'en sert pour empeser le linge ou donner de l'apprêt aux fils. 15À ne pas confondre avec ranonampango ou ranovola.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
16 tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika.
[2.48]
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|