|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano an-tami-bato |
| Singan-teny | 2rano, 3tamika, 4vato |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|