|
|
|
|

Teny iditra1 rangotina
Fototeny  2rangotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ratraina amin' ny hoho: Norangotin' ny saka ny zanako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be scratched. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on égratigne. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 rangotina, 11 toringana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12