|
|
|
|
Teny iditra
1
ran
gi
tina
Fototeny
2
rangotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
rangitina
, rangitiko, rangitinao, rangitiny, rangitintsika, rangitinay, rangitinareo, rangitin', rangitin-, rangitim-, rangiti-
5
Ny lasa :
norangitina, norangitiko, norangitinao, norangitiny, norangitintsika, norangitinay, norangitinareo, norangitin', norangitin-, norangitim-, norangiti-
6
Ny hoavy :
horangitina, horangitiko, horangitinao, horangitiny, horangitintsika, horangitinay, horangitinareo, horangitin', horangitin-, horangitim-, horangiti-
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10