|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranga sofina |
| Singan-teny | 2ranga, 3sofina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-manondro ny sofina taitra.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6ranga maso |
| Fivaditsoratra | 7 fisangorana, 8 ranga sofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|